Entrée |
akanjo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina [1.1]
|
Explications en anglais | A coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] [1.2]
|
| Clothing; a dress; a shirt [1.7]
|
Explications en français | Nom générique des habits, de l'habillement, du costume [1.3]
|
| Vêtement ; une robe, une chemise [1.8]
|
| [Vezo]
Habit, vêtement [1.68]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ny akanjo mafana mbola tsy nananana.
[2.356]
|
2 | Veloma ry akanjo, veloma ry baolina!
[2.117]
|
3 | Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny.
[2.332]
|
|
Morphologie |
Simple : |
akanjo,
akanjoko,
akanjonao,
akanjony,
akanjontsika,
akanjonay,
akanjonareo,
akanjon',
akanjon-,
akanjom- |
|
Dérivés |
|