Entrée | fehinkibo | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | fehy, kibo | |
Explications en malgache | Anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65] | |
Vocabulaire | Economie: vêtements | |
Exemples | Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo.
[2.117] | |
Synonymes | hetra | |
Autres orthographes | fehikibo | |
Article | Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana) | |
Mis à jour le 2023/12/10 |
![]() |