Entrée | fehezanteny | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | fehezana, teny | |
Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana) [1.1] | ||
Phrase, énoncé [1.13, 1.5] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2023/06/08 |
![]() |