Entrée |
fehezana
(fehy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana) [1.1]
|
Explications en anglais | A bunch. [1.2]
|
Explications en français | Faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet [1.13]
|
Exemples |
1 | Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo.
[2.442]
|
2 | Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany.
[2.472]
|
|
|