Entrée | faty | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [1.1] | |||||
A corpse, death [1.2] | |||||
A corpse [1.7] | |||||
Un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) Un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) Un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) Signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [1.3] | |||||
Cadavre [1.8] | |||||
Vocabulaire | ~ | ||||
Exemples | hazo va aho ka ho faty mahitsy?
[2.131] | ||||
Morphologie |
| ||||
Dérivés |
| ||||
Entrée | faty | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [1.1] | |||||
Perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [1.3] | |||||
Entrée | faty | ||||
Partie du discours | nom | ||||
[Sakalava] (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [1.196] | |||||
Vocabulaire | |||||
Mis à jour le 2023/05/25 |
![]() |