Entrée |
fatotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa [1.1]
|
Explications en anglais | [1.2]
|
Explications en français | état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné:
Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra
(Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) [1.3]
|
Exemples |
1 | io moa dia fatotra fotsiny no hidiny.
[2.472]
|
2 | ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo.
[2.313]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
fatotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Aika voamboatra ary vita amboarany [1.1]
|
Explications en anglais | Indigo that has been pounded and tied up. [1.2]
|
Explications en français | Indigo préparé en pain ou en gâteau [1.3]
|
| [Merina]
Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir
aika.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Indigofera tinctoria |
|