|
|
|
|

Entrée fatorana (fatotra)
Partie du discours verbe passif
 Fehezina: Fatory ireto boky ireto
Gadrana: Nofatorana ireo mpangalatra tratra [1.1]
 To be bound, to be fettered. [1.2]
 Qu'on lie, qu'on enchaine [1.3]
Morphologie 
Présent : fatorana, fatorako, fatoranao, fatorany, fatorantsika, fatoranay, fatoranareo, fatoran', fatoran-, fatoram-, fatora-
Passé : nofatorana, nofatorako, nofatoranao, nofatorany, nofatorantsika, nofatoranay, nofatoranareo, nofatoran', nofatoran-, nofatoram-, nofatora-
Futur : hofatorana, hofatorako, hofatoranao, hofatorany, hofatorantsika, hofatoranay, hofatoranareo, hofatoran', hofatoran-, hofatoram-, hofatora-
Impératif : fatory

Entrée fatorana (fatotra)
Partie du discours nom
 Fehezana: Mololo iray fatorana [1.1]
 A cord, a chain; the person in chains. [1.2]
 A cord, a fetter [1.7]
 Lien, chaine, corde
Les gens enchainés avant le jugement [1.3]
 Corde, lien [1.8]
Morphologie 
Simple : fatorana, fatorako, fatoranao, fatorany, fatorantsika, fatoranay, fatoranareo, fatoran', fatoran-, fatoram-, fatora-, -patorana

Mis à jour le 2012/11/30