Entrée | farihy | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra. (Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona) [1.1] | |||||
A pool, a pond, a lake. Larger than kamory [1.2] | |||||
Lac [1.3, 1.13] | |||||
étang [1.3] | |||||
Vocabulaire | |||||
Exemples |
| ||||
Analogues | dobo ~ kamory | ||||
Mis à jour le 2013/11/24 |
![]() |