| Entrée | fanorotoro (torotoro) | |
| Partie du discours | nom ou adjectif | |
| Fomba entina manorotoro, mamotipotika Azo torotoroina [1.1] | ||
| Exemples | ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko.
[2.996] | |
| Mis à jour le 2023/04/14 |
|