|
|
|
|

Entrée fanohitra (tohitra)
Partie du discours nom ou adjectif
 Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
Azo toherina [1.1]
 Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3]
Exemples Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996]

Mis à jour le 2023/01/08