| Entrée |
fanoharana
(ohatra)
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Taimoro]
Fandrefesana, famarana [1.78]
|
| | Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany [1.1]
|
| | Fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra [1.13]
|
| | A parable [1.2, 1.7]
|
| | A comparison [1.2, 1.7]
|
| | A measure, the means of measuring, a figure of speech [1.2]
|
| | Parabole [1.8, 1.13]
|
| | Comparaison [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy
[2.996]
|
| 2 | Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe:
[2.48]
|
| 3 | na dia ho babeko aza hoe fanoharana!
[2.470]
|
|
| Article |
|
| Entrée |
fanoharana
|
| Partie du discours | nom
|
| | fanandramana
[1.13]
|
| | Essayage [1.13]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
Fanoharana
|
| Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
| Auteur | Rahidy Basilide |
| Vocabulaire |
| Description | traduction libre des fables de La Fontaine |
| Tableaux et planches | Tous les titres
|
|