Exemples |
1 | Ka hoy ny fiteniny : " Izay kely haren-koman-dratsy," ary " ny aina toy ny fanjozoro, ka izay mahapandopando no manana ny mafy.
[1.437]
|
2 | Ary nony vita dia entiny mitsangana ny zaza, ka tantazany vorodamba sarika eo ambanin' ny ferin-jaza, ary raha tsy misy ny sarika, dia fanjozoro no asolo azy.
[2.857]
|
|