| Entrée |
fandribaratra
|
| Partie du discours | nom
|
| Mots élémentaires | fandrika,
varatra |
| | Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [1.1]
|
| | A lightning conductor. [1.2]
|
| | Paratonnerre [1.13]
|
|
| Entrée |
fandribaratra
|
| Partie du discours | nom
|
| Mots élémentaires | fandrika,
varatra |
| | [Provincial]
A kind of vine with edible fruit.
Vitis microdiptera, Baker.
Same as famakientana (Bets.), and
voakitsonamboa (Prov.).
[1.2]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | ~ |
|
| Entrée |
fandribaratra
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Bezanozano, Merina, Tanala]
(de fandrika : piège ; et
varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre.
Notamment :
Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles.
Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées.
[1.196]
|
| Vocabulaire |
|