Entrée |
fandrendrehana
(rendrika)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka [1.1]
|
Explications en français | L'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu [1.3]
|
Exemples |
1 | Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy;
[2.366]
|
2 | Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena;
[2.996]
|
|
|