| Entrée | fandrao | |
| Partie du discours | conjonction | |
| Teny entina milaza fanahiana na tahotra Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1] | ||
| [fa and andrao.] Lest, for fear that. [1.2] | ||
| De peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12] | ||
| Analogues | andrao ~ fandroa ~ mba ~ ndrao ~ sangoa | |
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|