Entrée |
andrao
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1]
|
Explications en anglais | See fandrao [1.7]
|
| Lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao
[1.2]
|
Explications en français | Voir fandrao
[1.8]
|
| De peur que [1.12]
|
Exemples |
1 | Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy.
[2.366]
|
2 | Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany.
[2.245]
|
|
Analogues |
fandrao ~
mba ~
ndrao ~
sangoa |
|
Entrée |
andrao
(andra)
|
Partie du discours | impératif du verbe passif andraina
|
|