Entrée | fanasitrihana (sitrika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana [1.1] | |
Synonymes | fanitrihana | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |