|
|
|
|

Entrée fanaronana (sarona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandrakofana: Fanoronana ny akoho mikotrika
Fanafenana: Ratsy ny fanaronana ny marina
Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan' ny polisy ireo mpangalatra [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20