|
|
|
|

Entrée fanambarana (ambara)
Partie du discours nom
Explications en malgache Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1]
Explications en anglais Revelation, disclosure [1.7]
Explications en français Révélation, action de manifester [1.8]

Entrée fanambarana (tambatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1]

Entrée Fanambaràna
Partie du discours nom propre (livre biblique)
Explications en anglais Fanambaràna, Apokalypsy: unkLabel:: [2.996]
 Revelation: unkLabel:: [2.996]
Explications en français Apocalypse: unkLabel:: [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Apokalypsy

Mis à jour le 2023/01/20