| Entrée | famarafarana (farafara) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana [1.1] | ||
| Exemples | Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa.
[2.996] | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|