| Entrée | famantsy | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika [1.1] | ||
| Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre [1.3] | ||
| Exemples | Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno.
[1.437] | |
| Mis à jour le 2023/08/19 |
|