| Entrée | fahihirana (hihitra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fitsitsiana tafahoatra [1.1] | ||
| L'avarice, la parcimonie [1.3] | ||
| Exemples | Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany.
[2.996] | |
| Mis à jour le 2023/01/06 |
|