| Entrée |
fahavelony
|
| Partie du discours | adverbe
|
| Mots élémentaires | faha,
velona |
| | At the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2]
|
| | During the lifetime of such a one [1.7]
|
| | Du vivant de... [1.3]
|
| | Durant la vie de ..., au temps de [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany
[2.5]
|
| 2 | Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony.
[2.529]
|
| 3 | Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy?
[2.470]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
fahavelony,
fahavelon-,
fahavelon' |
| Présent : |
-pahavelony,
-pahavelon-,
-pahavelon' |
|
|