| Entrée | faharazana (razana) | ||||
| Partie du discours | adverbe | ||||
| Mots élémentaires | faha, razana | ||||
| Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [1.1] | |||||
| In ancestral times [1.2] | |||||
| Du temps des ancêtres [1.3] | |||||
| Exemples | Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana.
[2.113] | ||||
| Morphologie |
| ||||
| Mis à jour le 2024/08/15 |
|