| Entrée | fahajambana (jamba) | |
| Partie du discours | nom | |
| Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] | ||
| La cécité, l'aveuglement [1.3] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina
[2.996] | |
| Synonymes | hajambana | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|