Entrée | fahaizana (hay) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Zavatra hay, fantatra: Olona be fahaizana, hono, iny tovolahy iny Fahalalana voafototra ary ara-tsaina mikasika zavatra iray: Ny fahaizana momba ny marika Fahafahana manao zavatra: Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra Hakingana: Nampiseho fahaizana lehibe izy tamin' izany raharaha izany Fitambaran' ny fahalalana takatry ny sain' ny olombelona mikasika ny zavaboary, ny lalàna mifehy ny zavaboary, sns., izay hitan' ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan' ny taranak' olombelona handroso hatrany: Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an' Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon' Andriamanitra ihany no dinihiny sy fakafakainy. [1.1] | ||||
Explications en anglais | Ability [1.2, 1.7] | ||||
Cleverness, competency to do anything. Sometimes pronounced fahahaizana. [1.2] | |||||
Skill [1.7] | |||||
Explications en français | Capacité, habilité [1.8] | ||||
Savoir [1.13] | |||||
Exemples |
| ||||
Morphologie |
| ||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |