Entrée |
ela-
|
Partie du discours | forme morphologique de elatra
|
Exemples |
1 | misalasala miela-misintaka ny ela-papango
[2.857]
|
2 | Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina
[1.437]
|
|
|
Entrée |
ela
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
|
Explications en anglais | Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
|
Explications en français | Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
|
Dérivés |
|
Entrée |
ela
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Schizolaena |
Synonymes | ~ |
|
Entrée |
Elà
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Elah [2.996]
|
Explications en français | Ela [2.996]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
|