| Exemples |
| 1 | Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena.
[2.499]
|
| 2 | Ny Borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana.
[1.437]
|
| 3 | Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany.
[2.5]
|
|