| Entrée | bibilava | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Mots élémentaires | biby, lava | ||||
| Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [1.1] | |||||
| A name for snakes. [1.2] | |||||
| Nom générique de serpents [1.54] | |||||
| Serpent [1.13] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Exemples |
| ||||
| Article | Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly | ||||
| Mis à jour le 2023/06/16 |
|