| Entrée | bakobako (bako) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| bako (tsara bika); bako (valabalaka) [1.1] | ||
| Well formed, well shaped Delicate, weary, exhausted. See bikana. [1.2] | ||
| Bien fait Fatigué [1.3] | ||
| Exemples | indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka.
[2.5] | |
| Synonymes | bako | |
| Entrée | bakobako | |
| Partie du discours | nom | |
| [Betsimisaraka]
Lolo, karazam-biby manan'elatra Anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy [1.78] | ||
| Biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) [2.165] | ||
| [Provincial] A savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal [1.2] | ||
| [Tankarana] Sorte d'animal sauvage comme un âne. [1.19] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|