|
|
|
|

Entrée avo ranjanana
Partie du discours locution
Mots élémentaires avo, ranjanana
Allégation Mot ou locution vu dans: lava
Exemples 
1Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [2.472]
2ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996]

Mis à jour le 2023/04/16