| Entrée |
arivo
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Zato impolo Be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [1.1]
|
| | A thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [1.2]
|
| | A thousand [1.7]
|
| | Mille [1.3, 1.8]
|
| | Mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache [1.196]
|
| | 1000 ~ 1 000 ~ 1.000 ~ 1,000
M
[3.1]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Iray mitakalo arivo izany?
[2.5]
|
| 2 | Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina.
[2.298]
|
|
| Morphologie |
|
| Tableaux et planches |
|
| Article |
|