| Entrée | araikitra (raikitra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra [1.1] | |||||||||
| Used of something to be stuck to something else, or something agreed upon. [1.2] | |||||||||
| To be stuck to something [1.7] | |||||||||
| à attacher, à fixer, à conclure [1.3] | |||||||||
| Qu'on colle sur une chose [1.8] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|