Entrée | antontany (tonta) | |
Partie du discours | nom ou adverbe | |
Explications en malgache | Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina [1.1] | |
Exemples | Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/08/17 |
![]() |