| Entrée | antonta (tonta) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Voatomboka, notombohina [1.1] | ||
| Analogues | antontany | |
| Entrée | antonta | |
| Partie du discours | nom | |
| Zavatra mifanongoa: Antontam-bato [1.1] | ||
| A pile, a heap [1.7] | ||
| Tas, amas, monceau [1.8] | ||
| Exemples | Taolam-potsy manao antonta miavosa.
[2.576] | |
| Analogues | antontany | |
| Entrée | antonta | |
| Partie du discours | nom | |
| [Taimoro] Fankasitrahana, fankatoavana [1.78] | ||
| Mis à jour le 2023/10/20 |
|