| Entrée |
anky
|
| Partie du discours | nom
|
| | Tranainy kokoa noho ny anky
[1.10]
|
| | Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray [1.1]
|
| | La largeur d' un doigt [2.415]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky.
[2.436]
|
| Synonymes | ~ |
| Autres orthographes |
|
| Entrée |
anky
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Bezanozano]
Tondro, ankibe (rantsana) [1.78]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
anky
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Vezo]
Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien-->
katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha [1.68]
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
anky
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Bara]
Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir
angeafotsy.
[1.196]
|
| Vocabulaire |
| Nom scientifique | Crotalaria ibityensis |
|