Entrée | androngo | |
Partie du discours | nom | |
Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1] | ||
A species of lizard. [1.2] | ||
A lizard [1.7] | ||
Lézard gris [1.54] | ||
Lézard [1.8] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho.
[2.69] | |
Dérivés |
| |
Analogues | antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry | |
Illustrations |
| |
Mis à jour le 2023/08/15 |
![]() |