|
|
|
|

Entrée ampaha~
Partie du discours préfixe [Mots avec ampaha~]
 A prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
Exemples Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [2.996]

Entrée ampaha
Partie du discours nom
 Isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
 Fraction [1.13]
Vocabulaire 

Entrée ampaha
Partie du discours nom
  [Betsileo, Taimoro, Tanosy] Kary [1.78]
  [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [1.1]
  [Provincial] The name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [1.2]
  [Tankarana] Chat sauvage. [1.19]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/19