| Entrée | ajojo (jojo) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Asosa moramora misononoka [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | Ajojo | ||||||||
| Partie du discours | nom propre (ethnonyme) | ||||||||
| Nom donné aux Comorien(ne)s [1.5] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Exemples | Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao, ary misy milaza fa sambolay kely itony antsika no andehanan' ny Ajojo mankany Dar-Es-Salam?
[2.471] | ||||||||
| Synonymes | Kaomorianina ~ Marovanjo | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|