Entrée | afonangatra | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | afo, angatra | |
Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1] | ||
Feu follet [1.3] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany
[2.48] | |
Synonymes | afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa | |
Mis à jour le 2023/12/09 |
![]() |