|
|
|
|

Entrée afa-doza
Partie du discours locution
Mots élémentaires afaka, loza
Explications en malgache Enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1]
Explications en anglais [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2]
Synonymes afa-paty

Mis à jour le 2024/08/13