| Entrée | aetry (etry) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1] | |||||||||
| To be reduced in rank, to be humbled [1.7] | |||||||||
| Qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3] | |||||||||
| Qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8] | |||||||||
| Exemples | ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry.
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|