Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : vosotra | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Aza manao sangy miohatra ny loha; na Aza manao sangy miohatra ny loha; na vosotra dia zary tenany. [2.653] Aza manao sangy miohatra ny loha, na vosotra zary tenany. [2.165] Aza manao sangy zary tenany na vosotra zary tena izy. [2.558 #43] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Ne soyez pas inconvenant dans vos badinages, et ne dites pas des injures sous prétexte de plaisanteries. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Vosotra dia zary tenany. [2.165 #2195] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Une plaisanterie qui finit par une querelle. [2.165 #2195] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||