Index |
|
|
|
Proverbes : vita-nanahary
|
|
|
Proverbe 1 | Akondro takonan-draviny : manafina ny vitan-Janahary. [1.147 #A34]
|
|
|
Proverbe 2 | Tsara tarehy tsy endrehin-dravaka: aokahitoetra amy ny vintan’ Anahary. [2.653 #3290]
Tsara tarehy tsy endrehin-dravaka : aokahitoetra amin' ny vita-Nanahary. [2.415 #2471, 2.558 #4413]
Tsy endrehin-dravaka : aokahitoetra amin' ny vita-Nanahary. [2.415 #2471]
|
Traduction française | Beau visage auquel les parures ne vont pas : il n' a qu' à rester dans l' état où le Créateur l' a fait. [2.415 #2471]
|
Interprétation française | Se disait des personnes sur qui les parures jurent. [2.415 #2471]
|
|
|
Index |
|
|