Index

Proverbes : vahatry

Proverbe 1Tantamo an-dovoka ñy olona: vany mitsivaka tahatra ñy hisaraka. [2.165]
Tantamo an-dovoka : vahatry ny mitsivaka tahatry ny hisaraka. [1.147 #T36]
Interprétation malgacheTatamo an-dobo ny olona: aleony mitsivaka toy izay misaraka. [2.165]

Proverbe 2Tovolahy irak’ andriana : vahatry ny ela tahatry ny tsy hahazo. [1.147 #T111]

Index