|
|
|
|

Index

Proverbes : sakelidrano

Proverbe 1Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [2.165 #456, 2.653]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [2.974 #165]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [2.974 #165]
Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [2.558]
Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [2.653]
Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [2.558 #4113, 2.653 #3048]
Traduction françaiseMille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [2.165]
Interprétation françaiseLe mensonge finit toujours par être dévoilé. [2.165]

Proverbe 2Sakelidrano fandrian' ny voay. [2.415 #735, 2.653 #2840]
Sakelidrano fandrian' ny voay, lohasaha fandrian' ny moka. [2.558 #3820]
Traduction françaiseLes affluents des rivières sont des nids de crocodiles. [2.415 #735]
Interprétation françaiseSe disait des repaires d'exacteurs ou d' avares. [2.415 #735]

Proverbe 3Tendrombohitra, fandrian’ ny zavona ; lohasaha, fandrian’ ny moka; sakeli-drano, fandrian’ ny mamba; izaho kely, fandrian’ ny saina. [2.653 #3069, 2.974 #331]
Traduction françaiseLa montagne est le lit des brouillards ; la vallée est le lit des moustiques ; le repli du fleuve est le lit des caïmans; et mon humble apparence est le lit de l’intelligence. [2.974 #331]

Index