Index

Proverbes : Rafotsiraivo

Proverbe 1Rafara tsy tia mangatsiaka, ka aoka Rafotsiraivo no hanao izay marimaritra iraisana. [2.558 #3697]
Ramatoa tsy tia mahamay, Rafara tsy tia mangatsiaka, dia aoka Rafotsiraivo no hanao izay marimaritra hiraisana. [2.415 #1782, 2.653 #2735]
Traduction françaiseL'aînée n' aime pas le chaud, la dernière n' aime pas le froid ; il faut donc que la cadette, pour les mettre d' accord, fasse une température moyenne. [2.415 #1782]

Index