Index |
|
|
|
Proverbes : mpitarika
|
|
|
Proverbe 1 | Bingo ny mpitarika ka tailam-pamindra ny mpanaraka. [2.558 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [2.415 #762, 2.653 #772, 1.1]
|
Interprétation malgache | Izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [1.1]
|
Traduction française | Conduit par un bancal on ne marche pas droit. [2.415 #762]
|
Interprétation française | Se disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [2.415 #762]
|
|
|
Index |
|
|