|
|
|
|

Index

Proverbes : mpandoatra

Proverbe 1Ny vilany no vaky, ny mpandoatra no nimonjomonjo. [2.165 #595, 2.653]
Traduction françaiseSi la marmite s' est cassée, c' est que la cuisinière n' était pas contente. [2.165]

Proverbe 2Tsy nahin' ny sosoa ny hitobaka, fa ny mpandoatra no vinibinitra. [2.558 #4757]
Tsy nahin’ ny sosoa no ho nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra. [2.653]
Tsy nahin' ny sosoa no nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra. [2.165 #400]
Traduction françaiseSi le riz a débordé de la marmite, ce n' est pas qu' il l' ait voulu, mais c' est parce que celle qui le puisait était en colère. [2.165]

Index