Entrée sosoa
Partie du discours nom
Définition malgache Vary andrahoina malemy misy ranony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise rice cooked soft with much water, usually served at breakfast [Hallanger 1973]
Définition française riz cuit avec beaucoup d'eau et qui se mange au petit déjeuner [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples 
1Amboary io, Rainilaima, hoy izy, fa izaho 'ndeha hantsaka rano hanaovana sosoa ho an-dRazay [Rajohanesa: Kintana]
2Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 163]
Citations 

2013/06/14